NY ALAHELONY (Sento tokana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na dia ranomaso kely iray goty ary no teo aminy masonao
Nefa tazako fa toy ny riaka mandrvarava izany
Riaka mandravarava ilay akantonao.


Enoko ny sentonao tafalatsakanaty
Ranomasoko no saika nirotsaka aloha satria izao tsy natanty
Tsy mahatanty hoe mijaly ianao.


Naita ny ranomasonao zah,
Naeno ny sentonao zah,
De nanontany tena
Fa maninona ary ity olona ity no mapijaly tena?


Rah nanontany azy anefa zah tsy nahazo valiteny mahafam-po
Fa hoy izy hoe: ny fiainako aza iasana loha.
Mandeha ianao mande zah aza adalaina azafady
Mialatsiny miangavy.

sento tokana
--------
Rohy:
937 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098