Tiako ianao (Sento tokana)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ianao de zayZay ihany no fantatro
Malalako ianao de zay
Zay ihany no fantatro
Tiako ianao e!
Zay ihany ny anah zay
Malalako ianao e!
Fa aza manahy
Ireo toky efa nomeko
Tsy mba hoadinoiko
Ireo voady izay nekeko
Tsy mba hovonoiko
Malalako ianao
Havako, vadiko
Ka tiako ianao
Izay ihany no fantatro.
Sento tokana
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana