Tononkalon'ilay olon-tiako <3 <3 <3 (Soayin)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Oui, 3 Taona Kia No nahazoko Fitia
Nahazoko attention tamin'indry
Tsarondry ve ITI? Lym? TOY? JeLY?
Any teny fohy ifampizarana fitia
Nampianarindry mitia tokoa
Ty 'zah Tsy mpivaky loha
Nampianarindry Itady Teny fohy
Mba ilazana fohy
Ireo Avy ao ampo
Tsy manampaharoa
Vao maraina Vao mifoha
Tsy indray tsy indroa
Fa efa telo taona Tokoa
No nahazoko tononkalo
Hanatsara ny fitiavana isan'andro
Miodina ny taona, miodina ny Andro
Nandalo teo ny vorona sy Papango
Te haka sy handrapaka ireo mofotsika
Tsy inona izany fa ny fifakantiavantsika
Tiako ndry Mimi, nampianatra ahy hitia
Nampianatra ahy koa la vie
Tsy anaty Programako ny isaraka amindry
Vao telo taona zay
fa faniriko 30 taona ndray
Izarana tsikitsiky sy hakana massage amin'indry
Taiza avy moa? No efa Tongatsika?
Bira, Mantasoa
Tamatave koa
Maurice Kul
Singapour koa
Ka raha 'zay Paris
tsy maintsy itondrako andry
Azafady kia Mimi
Ra oe tsapandry
Lay zah blabli
Fa Tiko ataondry dia ifampizara fitia
Ifampizara projet koa akia
Ny aina tsy mifametra kia Mimi
Etraketrak'ireo tsy tia antsika sy 'ndry
Ka amin'ity taona hoa avy ity
Tiako raha mba hanan-javatra mivaingana amiko 'ndry
Na Tana na Tmm tindry
Dia vonona aho hanome aki
Sy hanorina Izay tindry
Mba Ho marik'ilay fitia
Fitia tena fitia
--------
Rohy:
228 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Soayin
Nampiditra : Soayin
Daty : 24/06/2023 08:04
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139