You are here: home > Vetso

Marozevo - Solo

MAROZEVO*.

Toa tazako amin’ny nofy izato fiolakolakao.
Toa tsapako am-binany izato ianao manao be midina.
Toa azoko ato an-tsaina ireto alaalanao.
Vita sokitra ato am-poko ny fahanginanao.
Fa ny tena mba tsy foiko dia ilay oran-davanao.
                                 ........ ry Marozevo.
Alahady 29 jiona 2003.

Sokajy : Fahatsiarovana

Mombamomba

Mpanoratra : Solo

Nampiditra : marozevo
Daty : 18/04/2006
Mpamangy : 879
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

Hira
Hatoky
Aina
Zony
Raha
Izy

Hevitra mandeha

hasiniony (25/02/2011 08:54:48)

Enga anie mba tsy ho nofy ny eritreritrao mandakana
Fa ny vinaninao manjohy amiko dia efa lakana
Ny kiadinalanjohiko no lohalo ka aza afoy
Fa raha mahatsiaro ianao dia nanto alaina atao fivoy
Ianao aza mba mahatsiaro ry tamboho mbola ho rava
Izany indrindra fa tsy inona no ifokoko oran-dava!
.........mba ho solon'hirahira
.........ry farahidin'ny natiora.

Hametraka hevitra

Midira aloha