TENA TIA.. (TöBi)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
#TENA TIA..#
Hadisoako ve ry Dada?
Ny hitia an'i Malala
Mba anafana ity foko
izay vonton'ny oram-panala

Hadisoaka ve ry Neny?
Raha hanambara sy hiteny
sy nanavaozako ilay Eny
sy antom-pifaliako

Fahotako ve ry Zoky?
Raha toa hiantehatra haka toky
Amin'ilay olon-tiako
isan-kalina azo nofy

Meloka aho ve ry zandry?
Raha haka azy ho vady
Dieny mbola vatana malia
tena matotra , tsy sangy

#Tobi#
13/09/17
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/tbi/tena-tia
Sokajy : Fianakaviana - Fitiavana
127 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TöBi
Nampiditra : NatheFy
Daty : 30/01/2023 16:19
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.2353