TSIA..... (TöBi)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
#TSIA.......#

NY FOKO ve no adala?
Minia tsy mahalala
ny ngidin'ny Fitia

NyY FOKO ve no pahina?
Minia manapi-maso
Ny fitiavana matsatso

TSIA!

Tsy pahina ny saiko
Ny foko tsy adala
fa singotry ny aiko
ny fitiavana raha miala


#Tobi
12/09/17
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/tbi/tsia
Sokajy : Fitiavana
76 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TöBi
Nampiditra : NatheFy
Daty : 30/01/2023 16:17
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.3487