Tsy nahoana (Tefigasy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho setrin'nilay tonon-kalo hoe nahoana !

Tsy asiana hoe nahoana,
Fa fiaianana eto izany,
Tsy asiana fisentoana
Na arahina tomany!

Fa ampiasao ny saina
Hatanjaho ny loha,
Fa ho an’ny manana aina:
Ny ratsy sy ny soa

Koa aza mora kivy
Na be taraina loatra,
Fa andeha mba mikiry,
Miezaka, hitrotra,
Fa ady ny fianana
Tsy tokony hitarainana!

Tefigasy - 2011
--------
Lien:
874 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137