You are here: home > Vetso

Dia 'zahay... - Thierry RAONIZANANY

Azo vakiana?

dia 'zahay
namboatra làlan-kely
izay mampitohy ny lanitra aminay -
ary io no fiainanay
maraina
hariva
antoandro -

dia 'zahay miresaka tantsambo -
dia 'zahay
miresaka
tandapa,

dia 'zahay
miresaka
ny renirano kely avy any Libanona -

in " NATERAKA INDRAY "  laharana 48 -

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Thierry RAONIZANANY

Nampiditra : saikynofy
Daty : 17/06/2005
Mpamangy : 620
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Kidoro mavokely...
Fiara efatra efatra
Teto izahay...
Kidoro mavokely...
Iriko izy...
Mahafaka hetaheta...