You are here: home > Vetso

Iriko izy... - Thierry RAONIZANANY

Azo vakiana?

Iriko izy
ho
efa
" ilay nateraka indray" ,

Iriko
izy
ho mpiantsa sy mpangoraka
ny voronkely jenjina
ao anaty zavona,

Iriko izy
hihira
izay hiraiko,

Iriko izy
ho hipoka
ny Tenin'Ilay mpandidy ny maraina -

in NATERAKA INDRAY - laharana 7 -

Hametraka hevitra

Midira aloha