You are here: home > Vetso

Kidoro mavokely... - Thierry RAONIZANANY

Azo vakiana?

kidoro
mavokely
misy saka
mihorirana,

vitsika
mipetaka
amin'ny kesika
mangirana,

fitaratra
mandranty
pataloha
velondrirana:

maniry ny feonao aho -
maniry
ny feonao
aho
ry Mpanjakako ! -

in NATERAKA INDRAY - laharana 68 -

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Thierry RAONIZANANY

Nampiditra : saikynofy
Daty : 17/06/2005
Mpamangy : 530
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Kidoro mavokely...
Dia 'zahay...
Fiara efatra efatra
Teto izahay...
Iriko izy...
Mahafaka hetaheta...