TSY ANDRIKO (TIANA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY ANDRIKO

Andro vitsy monja sisa
no ahafahako hitanisa
s'hiaina farany indray
ny fahazazàko hatrizay

D'izaho ilay mbola nampifila
Nony hoe tianao fahiny
Mba niteny hoe tsy mila
Nefa tia hatramin''iny

Ary anio efa tsy andriko
Ny hiavian’ilay fotoana
Hiantsoany ahy “andefimandriko”
Hiarahanay mandavataona

TIANA
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1081 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TIANA
Nampiditra : Tianarilala
Daty : 09/07/2014 13:13
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0771