EFENAO (Tojo natsu)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ilay mpanjaka vavy ny foko,,efenao safidiko ka kolokoloiko!
Mandramaty iray lalana,,tsy mivilivily tsika fa miaradalana
Na alaelo na tomany,,aza malaelo malalako de aza mitomany
Na disadisa na kiadiady,,matoky enao ana hatrany...
Satriko enao ana hirery,,efenao tiko ka tsy teriterehana
Sarotra ho ahy ny hiala aminao,ty foko efa nomeko anao
Iray minitra monja ary tsy foako enao,,banga tateraka rehefa tsimisy anao
Efenao masoandro mitondra azavana,mampahazo hery manome afanana.
Efenao nihondana tety atratrako,,ilay nanoroka ny vavako
Efenao,,Tsy soloko tsony enao malalako.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1085 1
Mpakafy: tojo Natsu
Hevitra mandeha
raims randriamalala ( 22/02/2020 09:00)
fanitsina kely dia soraty madio tsara ny tsipelin-teninao :
lohateny: EFA IANAO fa tsy hoe EFENAO???
TSY MIVILIVILY ISIKA fa tsy hoe tsy mivilivily tsika
IANAO :fa tsy hoe ENAO
AHY IRERY fa tsy hoe ANA HIRERY
TANTERAKA fa tsy hoe tateraka
TSY MISY fa tsy hoe TSIMISY
EFA IANAO NO NIHONDANA TETO AN-TRATRAKO fa tsy hoe EFENAO NO NIHONDANA TETY ATRATRAKO
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Tojo natsu
Nampiditra : tojo Natsu
Daty : 04/06/2017 12:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3328