Ry tiko (Tojo natsu)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry tiko ho malalako,,
Rahovina re enao vao eo atanako,,
Marary ny saina mijaly fanahako,,
Ny fitia tsy lany hamamina,,
Izany ny omeko anao ry tiko
Anantona ve sa itroka ny tanako,,
Mety efa nahita k'amafa ny anarako
Tsi haoko akory,,fa zay ny anjarako
Rehefa zay tinao ry malalako
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1215 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Tojo natsu
Nampiditra : tojo Natsu
Daty : 29/05/2017 09:45
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014