Misy ve? (Tojo natsu)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tafiaraka samy tia tokoa
Misy afo miredareda ao am-po
Ka samy mankafy ny hakantony alo
Misy tokoa lay fitia,maharitra hodoria
Hotainy janahary mandrakizay
Ny fitiavana dia mitambatra ho iray
Ka rehefa hendry ho tokam-po
Misy ao aminazy ilay fitiavana soa
Voa kolokolo tsy mety loo,,
Aza avela lany fitiavanao,
Ndrao enao mijaly italaho
Fa fitiavana misy ao aminao...
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1136 0
Hevitra mandeha
raims randriamalala ( 22/02/2020 09:19)
:) :) :)
aminazy aminazy: izao no tena izy r'ise a, eo amin'ilay hoe: Misy ao aminazy ilay fitiavana soa : dia ahitsiko kely a! Hoe : MISY AO AMINY ILAY FITIAVANA SOA
VOA KOLOKOLO TSY METY LOO: angamba io teny SINOA; izao no izy hoe / VOAKOLOKOLO TSY METY Lò
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Tojo natsu
Nampiditra : tojo Natsu
Daty : 29/05/2017 11:17
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145