You are here: home > Vetso

MIAKINA AMIN'ANDRIAMANITRA - Tsi'AR.S

Azo vakiana?

Tsy misy maniry ady, aretina, fantiantoka
Fa ndeha ho fadiana ny filana any an-kafa

Fadio dia fadio...

Fadio dia fadio re... ny
Filana hery ivelan'ny tena mba hanafaka
Fiantorahana amin'ny sampy...
Mpanandro, mpisikidy, mpampita fanahy,
Mahatonga loza reny fahapotehim-panahy

Ity aza ariana fa tena hifikiro

Vakio ny voalaza Mat 28,18...
Tsy misy hafa-tsy IZY no hany mahavita,
Tsara, azo antoka sady tsy mamitaka
Ny iriny ho anao dia ny ianao hanantona
Mahatoky, miankina mba tsy ho solafaka...

Soli Deo Gloria

┬ęTsi'AR.S

Sokajy : Vavaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Tsi'AR.S


Nampiditra : Steff20
Daty : 19/05/2020
Mpamangy : 74
Mankafy : 2

Tononkalo hafa

KRISTY NO ANTONY AHAVELOMAKO
ILAY JESOA FITIAVANA
TIA ANAO JESOA
AOK'IZAY
Amorony fo madio