TIA ANAO JESOA (Tsi'AR.S)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TiNy ianao (na dia...)Manao tsy nahy
Ireo mandratra fa...
TiNy tsy amin'ahiahy
aza malahelo... Fa
TiNy ianao (na dia...)
Minia ianao mandika
Ireo lalany, ireo didiny
Mitady ianao irika
an-tery , tsy ijery
TiNy ianao, (na dia...)
Diso lalana aza
TiNy ianao na dia...
Gejain'lay satana
@Tsi'AR.S
--------
Rohy:
Sokajy :
Vavaka
Mpakafy:
Steff20