ANILANAO RY RAY (Tsitohaina Mamitiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANILANAO RY RAY
Anilanao ry Ray;
No tiako hitoerana mandrakizay
Satria ianao no mpanazava ny lalanay,
Na dia mpanota tsy mendrik'aza izahay

Ampio koa 'reo izay kely finoana,
Mba ho tena tia anao fa indrindra @'zao fotoana;
Fa tena maro ny asan'ny satana,
Nefa anilanao ry Ray mahatamana

Anilanao ry Ray no hametrahako ny fiainako,
Sy'zay rehetra mbola iainako
Na dia maro aza ny fijaliako,
Ny eo anilanao no faniriako !!!
--------
Rohy:
Sokajy : Fiderana - Vavaka
858 1
Hevitra mandeha
andrinaivopaul2016 ( 19/11/2016 09:22)
Aza mivadika @'lay Ray , ataovy izy no Tompo sy mpiahy mandrakizay.
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141