FAHATSIAROVANA Enga ani (Tsitohaina Mamitiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHATSIAROVANA

Enga anie ireo fahatsiarovana
zay tinambatra ho sary
Nieren'ny fahalovana
Mba hirakitra ho diary,

Ka ny sento sy alahelo
Nampitondra fihafiana
Nahalasam-belovelo
Dia hiofa ho fihafiana
--------
Rohy:
1087 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Tsitohaina Mamitiana
Nampiditra : andrinaivopaul2016
Daty : 24/11/2017 18:13
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0226