FA BABONAO TOKOA (Tsitohaina Mamitiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FA BABONAO TOKOA

Tsy andoka itsony aho
Tsy iteny firy aho
Fa lazaiko teny iray
F'izaho ko efa may

Fa tena babonao tokoa
Ireto masoko roa,
Aza odinao tsy hay fa sao
Ho lasa adala eo aho

Fa tena babonao aho rahavako
Ka mba enoy re zany fitiavako
Miantso mafy ny anarana
Ka valio "eny" ra sitrakao
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana - Fitiavana
1403 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0096