You are here: home > Vetso

NY ANAH - Tsitohaina Mamitiana

Azo vakiana?

      NY ANAH
Raha ny anarako no tianao ho heno;
Anarana tsotra tsy dia tsara fameno
Tsotra nefa mahaliana,
Tsy iza'zany fa        "MAMITIANA"

Ny fiainako raha lazaina @'teny tsotra,
Dia bandy saro-kenatra sy kanosa
Izy anefa tsy dia tsara bika,
Nefa tena mirana sy sariaka

Izy koa anefa dia Olon'fo;
4 mirahalahy 'zahay no mpiraitampo
Izy tsy mbola manan-taranaka
Fa saingy mbola tena mianatra!!  

Hametraka hevitra

Midira aloha