You are here: home > Vetso

TSY WE ZAH - Tsitohaina Mamitiana

Azo vakiana?

       TSY WE ZAH
Tsy we zah no malaina,
Ny @fitiavanao ahy
Fa saingy kosa mbola ho tsaraina
Izay mety ho fakam-panahy!

Tsy we zah no tsy tia,
Ny fonao ry malala
Matahotra aho mantsy satri
Noho ny aminao zah be pankahala

Tsy we zah no miavona,
Matahotra aho mantsy satri
Tsy mahay ny atao hoe mitia

Tsy we zah no mody tsy mahalala
Izany endrikao manambara fa tia
Nefa indrisy!matahotra aho satri
Mety andatsa ary koa nenina any afara

Hevitra mandeha

andrinaivopaul2016 (23/11/2017 16:10:09)

tsy dia mazava loatra

Hametraka hevitra

Midira aloha