You are here: home > Vetso

FITIA ADALA - VALE

Azo vakiana?

Mafy loatra ka tsy tana
Ilay fihetsem-po tao anaty
Babonao ty fo mazàna
Ka mirediredy toa adala

Misy hery mampiaiky
Tsy voatohitra avy any aminao
Na dia maneso ny tenako aza aho
Ny foko tsy manaiky

Fa izay mobamomba anao rehetra
Fahasarikàna, sy talenta
Nandavo ny fitiavako
Na dia fantatro fa adala aza aho

Izay tia adala!...


Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha