You are here: home > Vetso

LAVITRA ANAREO - VALE

Azo vakiana?

Any am-pita lavitra any
Tsy hita maso fa ao am-po no tsaroana
Ianareo lay nahitana masoandro
Malahelo ty zanaka mitomany

Any am-pita lavitra any
Mahatsiaro irery toa mangina
Fa mafy loatra ny manjo
Ianareo tsy eo hamafa ny tomany

Any am-pita lavitra any
Tsy hita izay atao
Maro loatra ireo mpampijaly
Raha mba teo akaiky tsy hisy izany

Any am-pita lavitra any...

Sokajy : Alahelo

Hevitra mandeha

boubounezy (03/12/2005 20:32:15)

na tany aza njy dé nisy fona izany ka atsaharo ny tomany fa fiainana dôly zany

bichette (15/12/2005 09:20:15)

vale, matetika tok tsarovy fa tsy injy irery no tratran'io fa ny ankabeazan'ny namana any am-pita lavitry ny RAR (ray amandreny), ka "soroka miara milanja, tongotra miara mamindra" daholo isika ka eto izahay aky a !
misy ilay hira hoe "raha mila fanampiana ianao, raha misy tsy mety ny atao, tsarovy aky e, fa any ho any ....."

vale (13/04/2006 19:11:09)

bounezy, bichette: misotra betsaka aky fa mana-namana tokoa a! sôtra e!!!!!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : VALE

Nampiditra : vale
Daty : 03/12/2005
Mpamangy : 1093
Mankafy : 2

Tononkalo hafa

Mon amour d'étranger!
Tu es "'amour!"
Fitia tsy mety levona
Si je savais!
PARDONNE MOI
L'AMOUR
FITIA ADALA
ANJARA VE?
ESORY RE RY RAY