Antson' ny fasana - Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv)
Azo vakiana?
Misy ny antso mangiana tsy re
Miantefa malefaka sy tsy azo lavina
Dia lalana hafa indray no aleha
Ilay lalantsarotra tsy maintsy diavina
Lay antsu nalefan' ny fasana hono
No tunga ka maka izay tiany mba ho any
Kanefa ny vatana dia hovonoiny
Haveriny ho vovoka sy ho nofontany
Ka rahefa nandeha teny ny andro sy ny ora
Rehefa nitady ny rembiny ny fasana
Dia tsy mifidy fa be ireo tanora
Sy zaza @ havana akaiky no lasany
Anisan' ireny lay tiako tsy foiko
Lay raozy naravaku lay zaridaina
Mombamomba
Mpanoratra : Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv)

Nampiditra : Vonjisoa-Andjanirina
Daty : 28/12/2020
Mpamangy : 463
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
LASA IANAOITY RAOZY ITY (AVELAKO HO ANAO)
VELOMA (AVELAKO HO ANAO)
REDIREDY
NENY
VELOMA
RAOZY MAINA
AVELAKO HO ANAO
MBA TSIDIO
Ito soratro ito