Fiadanan-tsaina (Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fiadanan-tsaina

Andriamanitra ô,
Lasa be ny saiko fa tsy haiko hoe mankaiza,
Misy fifaliana saininy,
Misy fandresena miafina ao ambadiky ny tsikiny,
Dia manosika azy hitsiky noho ny antony tsy fantatro,

Anao izy,
Anao ny nofinofiny izay rantoviny any,
Anao ny kalokalony,
Anao ny fifaliana sy ny fiainana mandalony.

Vonjisoa Andjanirina
Mai 2026
--------
Rohy:
Sokajy : Ahy
8 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0209