You are here: home > Vetso

FO MIJALY - Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv)

Ny foko torovana ts'isy ohatr'izany
Fa ampitahorina sy ambanankofaizina
Tsy fantatra mihitsy ny anton'izany
Sa ve ny mazava no havadika maizina

Hametraka hevitra

Midira aloha