You are here: home > Vetso

Ito soratro ito - Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv)

Azo vakiana?

Ito soratro ito no hilazako ho anao
Ny tena mahaizy azy ny tenim-pireneko
Tiako sady mamiko ka tiako ho maminao
Ka raha hosoloina ny hafa, fady raha ho ekeko

Hametraka hevitra

Midira aloha