You are here: home > Vetso

ny soratro - Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv)

Azo vakiana?

Ny soratra fivetsoko
Kalo fa tsy hira
Hamoahako ny sentoko
Tsy havelako hangiana
Ilazako alahelo
Ivelarako amin'ny misy
Sy hitomboko heritsaina
Eny anabakabaka eny.

Sokajy : Aingam-panahy

Hametraka hevitra

Midira aloha