Tamin'izany (Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tamin'izany fotoana tsy nihaonana izany,
Raha iny aho no lasa voatery nandao,
Ny tenako no hany vinimbiko tany,
Fa ny saiko sy foko navelako ho anao.

Vonjisoa-Andjanirina
--------
Rohy:
Sokajy : Fahatsiarovana
163 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142