TEFEO (Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv))

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAY Ô:

Tefeo ny foko anio hahay hitia Anao
Ahitsio ny lalako, hanaradia Anao
Mba hanaovako indray ireo rehetra sitrakao
Ary ko mba hankafizako ireny didinao

Amboary koa ny lelako hahay hidera Anao
Hihira fiderana, hankalaza Anao
Sokafy re ny vavako, hitory ny hafatrao
Tefeo anio ny molotro hanandratra Anao
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/vonjisoa-andjanirina/tefeo
484 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.222