adala aho!! (yarihm)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
eny, adala aho, adala toa tsy mba ho hendry
vatavaliha mantsy: maro mpitendry
fa fahasambarana ity mba kinendry
todim-pitia kanjo... no ity fa voatendry

Yarihm
aogositra 2012
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1386 0
Hevitra mandeha
ambinimiary ( 27/08/2012 09:58)
ho antsika lehilahy, aza manantena antsika hoe "maro mpitendry" dia hanararaotra loatra izany fa manjary mihatra amintsika ny sazy entitry ny "todim-pitia"
mirananirina ( 28/08/2012 11:14)
Marina izany !
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : yarihm
Nampiditra : ambinimiary
Daty : 27/08/2012 09:55
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149