arovy ny foko - Zo-Maminirina
arovy ny foko ry Ray be fitia
fa maro mpandrombaka toa tsy ho tanty,
monja ka tokana ity siny ity
ka ndrao dia ho vaky...
...
alofy amin'ny rahona somambisamby
'ty fitia safomorona be mananamby.
tsy foiko hozaraina amin'izay mba mitady
sao ho tratry ny toraka antsamotady!
...
(manota fady)
Zo-Maminirina
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : Zo-Maminirina
Nampiditra : Zoom140268Daty : 22/02/2012
Mpamangy : 1118
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Ranon’ampangoinjao fa midona ny voaloh
Ny tebitebinao
Rara-kintana
Diso ve raha taitra