Ny tebitebinao - Zo-Maminirina
Ny tebitebinao, mandindona ao an-tsaiko
Ny tepoteponao, manafotra ny aiko
Ny aretinao, mipaka hatraty
Ă”!tsy ho gaga ianao fa izany no fitia!
Ianao, izaho ihany
Hatreto ka hatrany!...
Hatrany ifaran-tany!...
(Z.M. desambra 2011)
Sokajy :
Aingam-panahy, Alahelo, Eritreritra mandalo, Fahatsiarovana, fanantenana, fiainana, Fiononana, Fitiavana, tsara
Mombamomba
Mpanoratra : Zo-Maminirina
Nampiditra : Zoom140268Daty : 22/02/2012
Mpamangy : 1185
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Ranon’ampangoinjao fa midona ny voaloh
Rara-kintana
Diso ve raha taitra
arovy ny foko