You are here: home > Vetso

Andry RAJOELINA - zokieva

Azo vakiana?

Ny kirarony mangirana
Ny pataloha velon-drirana
Ny volony sori-bilana
ny masony misopirana
ny tarehiny miramirana
Izay mijery azy dia kirana
kanefa ny GASY sahirana!

Fanamarihana:kabary Iavoloha 26/06/11

Hevitra mandeha

dadatsima (20/02/2012 23:46:24)

Tsy fa fohy loatra, adinareo ny nilaza ny diplaoma tsy ananany, sy ny hafa tsy sahiko lazaina eto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : zokieva

Nampiditra : zokieva
Daty : 26/07/2011
Mpamangy : 1643
Mankafy : 2

Tononkalo hafa

nofy ririnina
Mitsikia
im-10 tsy miboredika
politika gasy
NOFIM- PIFOHAZANA
FANALA SENTO !