Mitsikia - zokieva
Azo vakiana?
Mitsikia,dia hitsiky aminao ny fiainana
Mitsikia,dia hitsiky aminao ny namana
Mitsikia,dia ho tanora lalandava
Mitsikia,na ho maizina na ho mazava!
Mombamomba
Mpanoratra : zokieva
Nampiditra : zokievaDaty : 02/08/2011
Mpamangy : 1384
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
nofy ririninaim-10 tsy miboredika
Andry RAJOELINA
politika gasy
NOFIM- PIFOHAZANA
FANALA SENTO !