You are here: home > Vetso

im-10 tsy miboredika - zokieva

Azo vakiana?

Hosahosahoan'ny sahona
hofozafozain'ny foza
hohotohotoin'ny toho
hakivalombalon'ny amalona
hofosafosain'ny fosa
hobokabokain'ny boka
hosorosorohin'ny sorohitra
hofokafokain'ny mpifoka
hotrandratrandrahan'ny trandraka
hohovokovohin'ny tsikovoka!

Averina im-10 tsy miato vakiana raha te halama vava

Mombamomba

Mpanoratra : zokieva

Nampiditra : zokieva
Daty : 28/07/2011
Mpamangy : 1136
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

nofy ririnina
Mitsikia
Andry RAJOELINA
politika gasy
NOFIM- PIFOHAZANA
FANALA SENTO !