You are here: home > Vetso

Jean NARIVONY

teraka tamin'ny taona 1898 tao antananarivo izy. Nianatra tany amin'ny sekolimpanjakana sy sekolimpiangonana, nandalo teo ambany soakan'nympapianatra toa an-dry G.Mondain, E. Groult, Andrianaivoravelona, Ramambazafy V., Rajaonarivelo Auguste izy koa dia nandray be tamin'ireo mpanoratra sy mpandahateny malaza ireny.
Raha vao 20 Taona i Jean NARIVONY dia nanomboka nanoratra ary dia hita mandraka androany ao amin'ny gazetim-piangonana sy ny gazetim-bahoaka maro ny lahatsorany, indrindra fa ireo tononkalony

Hametraka hevitra

Midira aloha