You are here: home > Vetso

Nirindrina any izay. - Ikalamako

Nirindrina any izay ilay varavarambato,
Tapitra tokoa; vita ny hazakazakao…
Ny adinay atý tsy vita, fa i Neny izato,
Ahiana dia ahiana hilefa sy handao,
Nefa tsy mahalala akory fa efa lasa ianao.


1 aprily 2011

Sokajy : Alahelo, Fahafatesana

Hametraka hevitra

Midira aloha