You are here: home > Vetso

Namana - Oully



Nifandimby nampijoro
Anjara birikiko nikoro
Mampanantena fandresena
Anaty fiondreham-paharesena
Nitia tsy niandry takalo
Anatra mahahendry fahavalo


Gare de Lyon, 08 aogositra 2004



An'ireo namana nanampy tao anaty ady sarotra, nandritra ny diako, tamin'ity fialantsasatra ity - 17 jona / 08 aogositra.

ITALIE: Arsène
NIMES: Daniel (n.p.s.)
MONTPELLIER: Hanta
PARIS: Barnabé, Esther (Institut), Lanto, Mendrika, Dorothée, Misa. Fabien (serasera).
LILLE: Hanitra sy Maeva (serasera).
ary indrindra namana tena akaiky,
LYON: Lalatiana

Mombamomba

Mpanoratra : Oully

Nampiditra : Oully
Daty : 13/08/2004
Mpamangy : 1411
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

Sanatriaviko
NY ADIN'NY RENY
MENDRIKA
Loko niofo
Anareo roa
Tsia
Saro-baliana
Ilay
SERASERA
Fanontaniana

Hevitra mandeha

bichette (16/08/2004 09:53:51)

MMMMMM ! mahafinaritra izany

NyKanto (16/08/2004 10:22:10)

Mahatoky eh !

Ny Kanto.

Hametraka hevitra

Midira aloha