IANAO - raozy
ho setrin'ny tononkalon'i NYeja hoe : IANAO
Ny masonao banjiniko,
Ny endrikao dinihiko
Ny tananao fikiriko
Ny oroka ankafiziko
Izay no tena fiainana
Ireo rehetra tsy ampy tamiko
saika hoe nindramiko
tetsy sy teroa
fenonao avokoa
Ka mamy ny fiainana
Sokajy :
Aingam-panahy, Eritreritra mandalo
Tononkalo hafa
Fitia tandrimoHampitondraiko anao
Roa taona
Efa tofoka sy Lao
Izy tsy handao anao
Arahaba an-tselika
Aok izay
Omeo ahy
RY zanaka adala
Tompo o ! o aiza no alehako raha lavitra anao