Ngadona sy rima (raozigasy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa ianao no gadona
Ary izaho no rima

Raha tsy eo ny gadonao
Tsy miteny ny rimako

Raha tsy eo ny rimarimako
Very endrika ianao

Ka ianao sy izaho
Dia gadona sy rima

Mahatonga tononkalo
Tonon-kiram-piainana


PARIS 28/06/2004
--------
Rohy:
1851 0
Hevitra mandeha
hendry ( 06/07/2004 15:56)
Fa ngah moa tsy "gadona" ny fiteny fa tsy ngadona?
raozigasy ( 10/09/2006 01:30)
misaotra hendry fa efa novaiko ilay izy a !!!
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0317