You are here: home > Vetso

AVA - RATAN

Mihodihody ao ambandika ao ingahy AVA.
Vao manomboka ny taona dia efa miseho RANGAH.
Rivo-doza tsy hay hoe ahoana!?
Tsy niarahaba talohan'ny fotoana.

Aty @ misy anay dia rano be no hentiny,
miseho daholo hatramin'ny ventiny.
Tsy hita fa dia voajanahary eh!
Mivavaka! Mangataka @ zanahary!

Dia... Mbola milamina aloha hatreto.
Mbola tsy voafaritra hoe, iza no maketo!?
Rahampitso vao tena komba(t)!
Dieny zao d'efa miomana sy mi-baba!

Mombamomba

Mpanoratra : RATAN


Nampiditra : Ratan03
Daty : 03/01/2018
Mpamangy : 207
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

HERINANDRO
BERGUITTA
NOFY
Ny ANIO
Ny ALINA
TAPAKA
Fa andro inona hono zareo
Hafatra
NY BOKY
MALOKA

Hametraka hevitra

Midira aloha