TAPAKA (RATAN)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa na ahoana na inona toe-draharaha!?
Fantatra ihany fa ny JIRAMA.
Ny zavatra hainy dia efa hita taratra
Fa dia ny manapaka ny herinaratra!

Aza mikolay aloha tsika vahoaka ah?
Io...tsy fantatra, na mbola misy erinandro aza tsy tafavoaka.
Ny any azo atao dia ny mivavaka foana!
Enjana anie e!miteny ambanin'ny maona.

Courage (y) :)
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana - Aingam-panahy
808 1
Mpakafy: ratan03
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RATAN
Nampiditra : ratan03
Daty : 09/01/2018 12:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138