HERINANDRO (RATAN)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Herinandro lesy izay no lasa
Atramin'izao dia mbola tsy mandeha ny Asa
Vokatry ny loza misesisesy
Mety ho tafa ihany ialahy raha nanao fetsifetsy!

Tsy hita intsony 'lay toy ny taloha
Mirediredy miseho beloha
Hafa ihany aloha lay fiainana tany e!
Hampiasa taktika aho na dia androany!

Inona indray ré no hitranga rahampitso!?
Mivavaka mafy mba ahita an'i piso
Hitondra ny tsara hampisy ny Lara
Mahazo an'izay angamba dia hilamina ny tantara!
--------
Rohy:
941 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RATAN
Nampiditra : ratan03
Daty : 14/01/2018 19:47
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098