Date : 28/08/2017 15:58
Visite : 2260
Poèmes: 54 Cliquer ici
Fans : 1 Admirer
FahNamby
RAHERINAMBININA Fahendrena no tena anarany.Teraka tamin'ny 20 martsa 1996 tao Ambohidrabiby.
Monina ao Kelifaritra kaominina Ambohidrabiby Tanà Avaradrano.
Zanak'i Rakotoarimanana Heriniaina
sy Ravoangiarimanana soalalaina.
Nanomboka nanoratra ny taona 2013
Fa ny taona 2016 vao nanomboka nifototra tamin'ny fanoratana, ary tsy namoaka ireo tononkalo talohan'ny taona 2016.
Misy ihany ireo navoaka fa vitsy dia vitsy.
TARAKEVITRA:
-Fahafatesana
-Alahelo
-Fitiavana
-Tanindrazana sy Teny Malagasy
TENY FILAMATRA:
"Asandratro ny Teniko, arindrako ho kanto."
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/fahnamby