Nenina (Alyrah)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nenina

Iny alina mangina haizin-kitroka hirifiry no hanirahako anao
F’izy hono hoe mbola mandigny ny fotoana hiverenana hahitany indray anao
Dia aza avelanao himpongatra ireo tsiahy zay vao omaly efa nahazatra indray ny lalany
Fa ny any tiany sy ny sitrany dia ny hiaina ankilanao hihondakondana eo an-tratrany.


Ny tsiny ny aza omena fa tafahoatra raha ny fatrany
Na ny tany na ny teny na fotoana tiako hihoarana
Raha ny anilanao ny sarany dia … efaiko tsy hisy hisainana tsy misy hahatazona ahy akory
Raha hadisoana ny fifonana e ! Gejao izaho dia fatory

Alyrah
--------
Lien:
Catégorie : Embona - Fahatsiarovana - Alahelo
13 1
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124