Fianarana (Bob Ramanamiravaka)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mianara tsara rankizy
Fa io no lova tena izy
Aza mba amidy na atakalo
Fa sao lasa fahaizana mandalo



Omeko azy ny hafatra
Mba ho lasa tonga lafatra
Mianara dieny mbola malaina
Fa sao ianao dia hiala maina



Raha misy ny olona tena matotra
Miezaha mafy mba tsy ho voafatotra
Ary tohizo hatrany hatrany
Fa ny fiainana ity mihamafy ihany



Raha misy ny tsy mety
Soloy tsara mba ho vedety
Ekena fa tsy maintsy misy ny sarotra
Miezaha mafy mba tsy ho tototra




B. Ravaka
--------
Lien:
2080 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Bob Ramanamiravaka
Inséré par : bobramanamiravaka
Date : 11/02/2016 21:27
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141