Vavaka (Bob Ramanamiravaka)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry Jesoa Kristy zokinay
Mba arovy ny taninay
Fa satria mandalo fotoan-tsarotra
Ka mahalasa anay ho voafatotra



Raha ny tebiteby ankehitriny
Dia hafa noho ny tamin'ny fahiny
Ny ankamaroan'ny olona amin'izao fotoana
Dia betsaka ny olona manaonao foana



Ny vahoaka dia efa fadiranovana
Satria tsy misy intsony ny fiarovana
Fa na ny filoham-pirenena
Dia hoatry ny mihenahena


Ry mpitondra fanjakana
Mba hampiaro ny didy aman-dalàna
Fa satria io no ivoahantsika amin'ny krizy
Izay lalim-paka izay tsy izy



Bob Ramanamiravaka
--------
Lien:
1203 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Bob Ramanamiravaka
Inséré par : bobramanamiravaka
Date : 12/02/2016 23:43
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0277