Aza sarotra teneninaFa r (Baraingo Valo)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza sarotra teneninaFa rehefa mba anarina dia mbà hendry tsara.
Fa tsy maintsy ianao no hokaikerin'ny nenina
Rehefa miova ny làlan-tantara...
Aza sarotra tiavina,
Fa tsisy voninahitra azo amin'izany;
Ary tadidio fa ny olo-miavona
No tsy avotra indrindra eto ambonin'ny tany...
Baraingo Valo
in FAMINTINANA, p. 34
--------
Lien:
Catégorie :
fananarana