Aloko (Rary Nofy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ALOKO
Ilay aloko niserana
No indro tazanao
Fa sendra fitserana
Ity mba maminao.

Ilay tandindoko omaly
Izay mba hitanao
Angamba mety ho faly
Fa tsy tsikaritrao.

Ilay ventson'ny fanahy
Tao anatiny ihany koa
Borahana tsy nahy
Fa toa mangina moa?
Maharavo.A
--------
Lien:
735 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153